| | rariny ve ny nahazo an'i Laza | |
|
| Auteur | Message |
|---|
satsuki Invité
 | Sujet: rariny ve ny nahazo an'i Laza Lun 28 Avr - 22:59 | |
| Tena tsy dia nafinaritra ny fety fizarana amboara ho an'ireo mpanao rallye ny alahady 27/04/08 lasa teo satria dia hita ho malomaloka daholo ny rehetra, eny fa na dia i Dani izay nahazo ny laharana voalohany aza dia hita kivy iany. Ny antony dia noho ny fanasazina an'i Laza izay nahavita ny ES rerhetra nefa voalaza fa tsy nanara-dalàna teo @ lafiny assistance. Betsaka ny resaka azo ambara momba an'io fa ny fanontaniana mipetraka dia hoe "rariny ve ny mahazo an'i Laza" ra efa tafavoakan'ny ES izy no nisy nanampy kely (nanosika fiara).Tsy dia mahafantatra firy reglements za fa @ fahalalako azy dia ny collège no manapaka, zany hoe olona maromaro vitsivitsy no manapaka izay sazy omena (ra ny fahafantarako azy fa mety diso za) ka amintsika zay hamaly, nety ve sa tsia ny fanapahan'kevitry ny college? Misokatra ny ady hevitra |
|
 | |
live Invité
 | Sujet: Re: rariny ve ny nahazo an'i Laza Lun 28 Avr - 23:12 | |
| Izy ty dia ho resaka be mihitsy satria dia gafy tsotra izao no nanaovana le réclamation satria tsy olona hiakatra podium akory no nametraka fitarainana. Misy ny lalàna @ FSAM ka ny hevitro manokana rehefa hampiarina dia tokony ampiarina @ olona rehetra fa tsy asiana fanavakavahana. Raha ny hitako t@ gazety mantsy dia i Iceman koa nanao io zavatra io fa tsisy nametraka reclamation. Mba tsy hiangarana @ ra-anona na ra-anona dia tokony misy Officiel manao controle. Ny tiako lazaina hoe commision manokana mihitsy manaraka izay irrégularité rehetra mety hiseho... |
|
 | |
Mc Crash wrc


Nombre de messages: 697 Date d'inscription: 28/11/2006
 | Sujet: Re: rariny ve ny nahazo an'i Laza Lun 28 Avr - 23:26 | |
| Aza asiana polémique fa aleo hilamina,vo maika aza misy suspens ny championat sa ahoana? Tokony samy maka lesona daholo fotsiny pour les prochaines fois,et puis de toutes façons ,tsy maintsy misy foana io resaka io @ sport auto, jereo ny Formule 1  |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | |
 | |
SystemeD M10


Nombre de messages: 181 Date d'inscription: 28/03/2006
 | Sujet: Re: rariny ve ny nahazo an'i Laza Mar 29 Avr - 17:31 | |
| il s'agit d'un principe presque universel, on dit souvent "pas vu , pas pris" raha tratra ianao dia dommage pour toi.
Ny pilote ko mila mieritreritra hoe raha misy olona mitady hanampy dia miteny hoe " non, misaotra ". Tsy fantatro raha hoe tena assistance no nanampy na dia spect tsotra zao fa jereo @ ireny WRC ireny fa eo @ liaison ka maty ny vam dia mijery fotsiny ny assistance dia ny pilote sy ny copilote no mi se debrouille. Raha assistance lo no nanampy dia tena erreur bete, ny mecano tokony mba mahalala reglement minimum. En tous cas, vivement la prochaine manche. On espere que la chance va tourner pour Laza. |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2745 Date d'inscription: 22/01/2008
 | |
 | |
PenoMen M12


Nombre de messages: 451 Date d'inscription: 30/03/2008
 | |
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: rariny ve ny nahazo an'i Laza Mar 29 Avr - 20:42 | |
| +4 ca ne sert a rien de polémiquer là dessus vita ny Jovenna zay ina ny manaraka  |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: rariny ve ny nahazo an'i Laza Mer 30 Avr - 8:35 | |
| +5 Andao @zay hi-rbr fa @iny tsy koi na misy assistance zany !!!!( afaka mangataka mintsy aza ao @ menu pause.)...2 tte façon tonga foana ilay bandy manao short kely sexy iny manampy refa latsaka any anaty akaty ny bandy!!!!!!!..tsisy bedy io!!!!!  .mdrrrr  |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: rariny ve ny nahazo an'i Laza Mer 30 Avr - 9:40 | |
| |
|
 | |
SATSUKI

Nombre de messages: 2 Date d'inscription: 28/04/2008
 | Sujet: Re: rariny ve ny nahazo an'i Laza Mer 30 Avr - 12:53 | |
| Ny mampataoatra ana ngé sodé tsy anao rallye eo tsony i Laza é.Tokony hanana fo sport lery.Aleo ijanona @ zay ary ty resaka ity é  |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: rariny ve ny nahazo an'i Laza Mer 30 Avr - 13:31 | |
|  tsy tezitra am zany izy ngamba e kofa sportif iny ko!!!! d tte facon ny kil rehetra anie mahafantatra fa tsy misy malany azy alo reo rehetra reo am zao e, mila adva matanjaka kokoa ooooo  |
|
 | |
nirina58 Invité
 | Sujet: Re: rariny ve ny nahazo an'i Laza Mer 30 Avr - 19:31 | |
| rariny ve? bonne question eo leisy e! za miteny hoe : dura lex sed lex! Tokony Hors course ... lasa 8eme...! Fa mafy ilay mizaka an'ilay izy. Mbola tanora, Manao foana, sport mitohy ary miezaka foana. Tsy eo noho ny ampijanona kosa angamba Efa vita eo fa aleo rallye hafa noho jerena (rbr  ), félicitations à Daniel&Fidi |
|
 | |
| | rariny ve ny nahazo an'i Laza | |
|