Tsy tokony mba asiana kely récap WRC v ao am Rallygasy. De mon côté otrn ho asiako résumé kely koa mba hanairana an Ra-Fanja fa tsy PES ihany akory ny jeux eto sady isika efa mba manana structure sy logistique tsara kokoa noho ny an rzalah

Mety tsara mihitsy zany hevitra izany mba hampahafantarana bebe kokoa ny monde du rallye virtuel eto @ tanàna fa tsy réel foana Ny ao à) ASA-TANA3 kou tokony hanisy rubrique kely an'io ra mety