Nombre de messages: 5 Date d'inscription: 12/11/2010
Sujet: Re: Salut Ven 12 Nov - 10:31
torak'izany kou o! samy vaovao isika zao. Raha te hi-participer am lé rallye des letchis io mou zany ry zalah dia inona avy no étape tsy maintsy diavina?
Nombre de messages: 5 Date d'inscription: 12/11/2010
Sujet: Re: Salut Sam 13 Nov - 8:25
M.n.R a écrit:
Bienvenue Baloor!
I jimy kou tokony manao presentation otran'i Baloor fa samy vaovao...
Miala tsiny ary e! Jimmy no tena anarako an, mpakafy jeux de simulation rallye efa hatramin'ny ela b d zao vao nahalala an'ity RBR vaovao ty zay angamba fa dia faly miarahaba antsika jiaby
Nombre de messages: 1819 Localisation: Antananarivo - Madagascar Date d'inscription: 19/04/2010
Sujet: Re: Salut Lun 15 Nov - 13:25
jimy a écrit:
M.n.R a écrit:
Bienvenue Baloor!
I jimy kou tokony manao presentation otran'i Baloor fa samy vaovao...
Miala tsiny ary e! Jimmy no tena anarako an, mpakafy jeux de simulation rallye efa hatramin'ny ela b d zao vao nahalala an'ity RBR vaovao ty zay angamba fa dia faly miarahaba antsika jiaby
post an Baloor ty.... mila mamorona post vaovao otran io nataon'i Baloor io...fa bienvenue ihany alou e!
Nombre de messages: 1499 Age: 37 Localisation: Tana Date d'inscription: 15/09/2006
Sujet: Re: Salut Lun 15 Nov - 13:39