Ahoana ny fahitan'ny be sy ny maro an'io fiara tsy nampoizina io?
Nanandrana 'za fa tena hafa mihintsy 'le izy, tsy mitovy amin'ny C4 2009, izay tsy dia tiako loatra

... eny e, tsy ho an'ny bandy tsy mahafehy tsara le hafainganam-pandeha moa zany e, fa le 2010 na ny tableau de bord fotsiny aza dia efa tsy "map"-te hiala ao anatiny (logo citroên vao2 sns), le skin 2010 tonga dia
Réglage par défaut daholo no nanandramako fa tena mora entina, suspension indrindra2 milay noho ny focus...
Tsara ka.
NB:
rahariva 18/10/2010 misy session public manala azy am 20h