Nombre de messages: 20 Age: 40 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 14/10/2010
Sujet: Tsy mbola tara e? Ven 15 Oct - 1:54
Miarahaba antsika rehatra aloha fa tena mahafinaritra tokoa ity sita ity e! Mpakafy VW efa hatry ny ela fa zao kosa vao nahazo aterineto ka sady faly no sahirana e! ! Manarina type I mintsy fa mandeha mora eo ihany e, sady tena sahirana amin piesy fa kay gisamainty kay ny akamaroany ! Tsapa fa mahay miray hina tokoa ianareo fa tafaray samy TIA FIARA ka tonga hanatevindaharana sady mba mitondra zay kely mba hay koa. Mazotoa daholo ary dia mandrapihaona !!! Milay e!