Satri moa mety misy tsy nahita ity dia ataoko ato ihany ho an'ireo :
Bang bang manager ho an'ireo fiara kely feo (za manokana aloha dia tsy tia fiara kely feo

)
http://download.rallyesim.fr/Install_BangBang_Manager.exe
andramo ilay bang bang v1 dia ataovy à fond ny maneno (na casque) raha 5.1 maika loza

sensation garanti
lé fikan'soafahana mbola tsy hitako fa afaka azavainao vé lé manao feo otran'celica an'kamikaz?
_________________
"piso : mampivika isan'andro"