|
|
| Auteur | Message |
|---|
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Jeu 10 Juil - 16:08 | |
| tafiditra fa izao indray no ataony eee  |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Jeu 10 Juil - 17:15 | |
| ary misy phénomène Oo=w=oO ato zany an! mety ahazo spons concessionnaire ihany ny Team So6 raha izao _________________  |
|
 | |
Nari9 wrc


Nombre de messages: 831 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Jeu 10 Juil - 17:52 | |
| mivôka tskelikely  |
|
 | |
KGB MAX M12


Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Lun 14 Juil - 12:04 | |
| Misaotra antsika rehetra izay nanampy t@ fanatontosana ny Live é.Mbola ts tena mety à 100% leiz fa amboarina tsikelikely é.fa na izany aza ra ts nisy ny fanampian'ny tsirairay avy ao @ team so6 tsy tanteraka iny.Misaotra betsaka zalah an, Isaorana Manokana i Mr PREZ SOAFAHANA nampindrana LAPTOP, misaotsa é  , torak'izay koa ireo namana reetra nanomé sary sy vidéo (Didi zo ary Rindra) sy zay bandy akamako atsoina oe RAMATOA zay  ny team RALLYTANY ts adino, ary koa ny RTA TEAM zay tarihin'i Joda kely sy ny Mercedes'ny  Ny officiels reetra ao @ FEDE (Radesa, Dada, Mialy, Soafara, Pirina.....sns....  )Ialana tsiny oan'ze adino fa isaorana hatrany. Ary farany no sady lehibe indrindra dia i EMSICS izay nanana fandavan'tena tokoa , Mahafinaritra lesy é Zay D manomé fotoana antsika rehetra any @ rallye du Boeny ndray é |
|
 | |
Hirvo M12


Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Lun 14 Juil - 12:41 | |
| mba asio classement championnat ato amin'ny site ry zalahy  |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Lun 14 Juil - 13:23 | |
| |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Lun 14 Juil - 13:31 | |
| _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
KGB MAX M12


Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Lun 14 Juil - 13:32 | |
| za koa ary efa oé ts andé fa otran mitsiry ndray ny hevitra tao aorian'iny rallye iny, Dé vô mitady hevitra ingitriana mits zao, ankoatran'manala nify ry PENO a, sôdé.....  |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
 | |
 | |
KGB MAX M12


Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Mar 15 Juil - 13:21 | |
| | Citation: | | FANGATAHANA ny ahy rallygasy o! mety possible ve ny hanaovana ilay rally-live visible a partir telma wap |
Ndaso fa jerena ny momba an'zay é
Sinon, oan'zay afaka manamboatra fond d'écran dia raisina an'tanan'droa mba zaraina @ mpakafy (aza adino ny logo team so6 an...)
Ra misy té andefa articles (chroniques) aza moa vao maika tena mlay
Andefaso MP za oan'zé té andray anjara
SSSSSUUUUUURRRRRRR |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Mar 15 Juil - 13:32 | |
| |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Mar 15 Juil - 13:44 | |
| |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Mer 16 Juil - 9:39 | |
| |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Mer 16 Juil - 9:43 | |
| misy fond d'écran lancia millionakà atsy ambadika raha mila  _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Mer 16 Juil - 9:47 | |
| |
|
 | |
|