Nombre de messages: 1674 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Jeu 29 Mai - 8:41
Dia hanomboka indray ny live zalahy @ ity Rallye Club Dzama Sport ity Au menu: - Saucisse frite - Saucisse à la.......
An?? Ay diso ..... Azafady e!!
Ty hono no izy zalah: - Live sur internet : rallygasy - Live sur radio: FM 102.4 RTA - Le soir vendredi et samedi: projection vidéo de la journée à l'Esplanade Analakely et le Live sur ce qui se passe là!! - Diamanche soir: projection vidéo de tout le rallye à l'enceinte Dzama (izay manana invitation @ zany party zany ) - Photos et vidéos aussi dans le site à partir de 22H tous les soirs (izay manana sary ka te hizara dia mandefa ny sary @mail ohatra ilay sary Team So6)
Menu io zalah fa asa indray I nirina58 zao efa hitako omaly fa dia efa vonona @ matos mihitsy hanaraka live
Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Lun 2 Juin - 17:03
Nari9 a écrit:
Sali daôly !!
Manin ra mba asiana champ kely am le live ho an'ny commentaires am le page par speciale ???
Samy mitantara ny hitany tany anaty speciale tany !!!!
Sô mbô nisy nahita an'le sortie an'toto la glisse en live ohatra !!
ok
Tsy ratsy lé hevitra fa ferana fotsiny hoe tantara an'izay hita tao anaty ss ihany ny resaka ao fa tsy commentaires bé hoe "iann manann tery anann hono hozy iann" na hoe iann koa zany tena tsy manann" otran am RBR refa manao chmapionnat reny mintsy éé "ergma perd 10 sec suite à un tête à queue"