Nombre de messages: 2608 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Mar 22 Avr - 8:41
Marina tokoa ry Dadah fa raha te hahalala momban'i Rallye taloha dia vidina daholo ny gazety rehetra mba hahitana article mikasika ny Rallye. Rehefa hi tady parcours sy grille horaire dia manenjika mamomjy akama pilote dia manao photocopie ny any ry zalahy. Vao t@ rallye Boeny 2006 dia tadidiko fa nakeo @ PC nangataka grille sy parcours dia nasain'i officiel teo nandika tanana ilay izy fa tsy nahazo nivoaka hono ilay izy NEFA EFA PASSION DIA NATAO IZANY.
Izao anefa J-3 efa complet ny doc koa dia MISAOTRA EEEEE
Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Ven 25 Avr - 12:15
le départ de la première SS a été reporté car le pont du slalom n'a pas encore été mis en place apparement, patience
_________________ "piso : mampivika isan'andro"
live Invité
Sujet: Merci Ven 25 Avr - 12:26
Merci pour les infos! lol sans ce genre de choz ce ne serait pas un bon rallye "malgache", faut oser pour rouler vite sur un pont qui vient d'être mis en place. Mbola sahy v Sandrine nefa izy no miainga farany?lol
Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Ven 25 Avr - 12:30
faut voir, les rallyes malgaches n'ont pas encore connu ce genre d'incident d'où je pense le report de départ de la spéciale pour sécuriser le tout. En tout cas hier, j'étais passé devant, le pont était là
Nombre de messages: 1809 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Ven 25 Avr - 19:39
ny équipe omeko tehaka be indrindra fa tena nahavita zavatra tam ty rallye tia dia ny équipe an rallygasy dia ny tsy mahazo indrindra dia ny tompon'andraikitra nanamboatra ila pont
live Invité
Sujet: sary Sam 26 Avr - 11:00
Salut o!! Misaotra @ le live e fa saika hanamarika fotsiny aho hoe misy sary sasany tsy misokatra, dia misy incohérence @ Classement général, na tsy aiko mety manao Super Rallye angamba ny sasany.
Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Lun 28 Avr - 12:13
Sali daol zalah a. Faly loh fa nanaraka laisany é , satria ra tsisy ijery ny zavatra ataonay tsis dikany.D miala tsiny @ problem maro isankarazany nitranga tao fa zay moa tsy D tena oe mahafehy be anlé izy fa mba miezaka , teo koa moa ny connexion internet nisy blem kely dé tsy afaka nandefa sary firy (ny efa lasa ary nisy blem) saika mba andefa video koa aza fa.... sinon ny ny temps alefa dia temps live, zany oe ze temps azo eo loh no alefa fa rehefa vita ny section iray zay vô modifiena ny temps.Aleo fa am-manaraka iezaka anao mlay e
Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Lun 28 Avr - 15:25
KGB MAX a écrit:
Sali daol zalah a. Faly loh fa nanaraka laisany é , satria ra tsisy ijery ny zavatra ataonay tsis dikany.D miala tsiny @ problem maro isankarazany nitranga tao fa zay moa tsy D tena oe mahafehy be anlé izy fa mba miezaka , teo koa moa ny connexion internet nisy blem kely dé tsy afaka nandefa sary firy (ny efa lasa ary nisy blem) saika mba andefa video koa aza fa.... sinon ny ny temps alefa dia temps live, zany oe ze temps azo eo loh no alefa fa rehefa vita ny section iray zay vô modifiena ny temps.Aleo fa am-manaraka iezaka anao mlay e
Manao mora hono tsy zavatra nefa le initiatives aloha defa hisaorana bdb e