Saika hanontany ny rallygasy hoe ahaoan ny LIVE SMS sy Live Net rallygasy hoan'ity rallye FSAM du 11 et 12 mai 2012 ho avy zao ity ...Sady mbola mamerina @ nareo ny fisaorana mitafotafo t@ nanome vao² efa aman taona maro mikasika ny rallye eto madagasikara sy ny any ivelany ... koa dia mampirisika anareo fa tohizo eeee ....partageons foana !!!
_________________

