Nombre de messages: 1674 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: LIVE RALLYGASY Sam 19 Avr - 12:42
Efa nolazaina tany @ sujet hafa tany, tonga ilay nampanantenaina Misokatra ny Live Rally Misy ny temps en direct, parcours, programme, ... !! Araky ny nambara moa dia betsaka ny zavatra hafa mifandraika @ io Live io izay hivoaka miandalana eny ihany
Dia alefao ny comment zalahy!! Raha vao tsy "partager passion" lisany dia tsy mandroso tsika
Nombre de messages: 2137 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: LIVE RALLYGASY Sam 19 Avr - 16:37
brivissimo excellent ! tip top giga super extra matsiro salone milay bé! zany hoe tsary hitako ny lien raha avy ao amin'ny acceuil an'ny site rallygasy.tk
Nombre de messages: 43 Date d'inscription: 21/04/2007
Sujet: bravo!!! Dim 20 Avr - 14:22
felicitations a tte l'equipe rallygasy pr la mise en place de ce live!!!! super pr le sport auto malgache tout ca.... a defaut de pouvoir suivre le wrc sur rallylive, on suivra le mrc sur rallygasy!!! vivement vendredi!!!! et encore une fois, chapeau bas.....