zao vao mahita forum, ny limitation reco sarotra satria mitovy amin'ilay assitance ihany io, sarotra ny fanaovana contrôle, raha tsy hoe isika mpankafy no mirotsaka dia samy maka sary eny rehefa mahita tsy mety dia omena ny officiel avy eo. lasa mampalahelo izay tratra nefa manao daholo ihany izy rehetra