Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Mer 29 Sep - 9:58
Fankasitrahana tanteraka no atolotra ny Ralygasy izay tsy nitsahatra nanome aina vao ny rallye tsika teto madagasikara. manatena ary miny fa mbola ho lava andro iainana rallye gasy! mankasitraka e! "partager la passion"