| | Livre d'or 5 années de Rallygasy | |
|
|
| Auteur | Message |
|---|
emsics GrB


Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
 | Sujet: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 6:53 | |
| 5 taona ny rallygasy. Dia miarahaba antsika rehetra satria isika no maha rallygasy ny rallygasy. araka ny fangatahan'ny maro amitsika dia misokatra ity post ity hametrahantsika ny firariantsoa rehetra. _________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Dernière édition par emsics le Lun 27 Sep - 9:05, édité 1 fois |
|
 | |
Cascade M9


Nombre de messages: 124 Localisation: Ambohimanambola Date d'inscription: 08/07/2010
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 8:09 | |
| Miarahaba antsika alo de mirary soa ho any Rallygasy koa. ho tratry ny ela indrindra ary ho tanteraka ny tanjona zay iriana. misaotra anareo izay nikarakara ity ary ho soa hatrany anie ny fiarahantsika e! milay ry zalahy a! |
|
 | |
rirymaster wrc


Nombre de messages: 927 Localisation: Andafin-driaka Date d'inscription: 04/05/2009
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 9:41 | |
| |
|
 | |
Bigbang GrB


Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 10:07 | |
| |
|
 | |
Dude wrc

Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 10:11 | |
| 5 taona tokoa izay, 5 Taona izay tsy nitsaharana nivoatra hatrany, 5 Taona nizarana izay rehetra mikasika ity rallye ity, 5 Taona feno fandavan-tena tokoa, ka dia tena indraim-bava ihany ny ahy : "Mankasitraka ry zalahy a! ho ela velona anie Rallygasy, ary handroso hatrany" |
|
 | |
Dzaomalaza wrc


Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 10:18 | |
| Felicitation Rzalah a! Tany am lisany fona ny saina omaly fa d tena valaka loatra d tsy tonga tany tsony e |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2743 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 10:39 | |
| mbola mamerina ny fiarahabana ny rallygasy ary dia ho tratrin'5,10,100 taona manaraka _________________   |
|
 | |
H RAS M10


Nombre de messages: 219 Date d'inscription: 12/09/2010
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 11:12 | |
| |
|
 | |
fond_de_6 M11


Nombre de messages: 253 Localisation: Tana Date d'inscription: 19/09/2007
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 11:36 | |
| |
|
 | |
thomas_radstrom GrB


Nombre de messages: 1538 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 13:13 | |
| | dude a écrit: | | 5 taona tokoa izay, 5 Taona izay tsy nitsaharana nivoatra hatrany, 5 Taona nizarana izay rehetra mikasika ity rallye ity, 5 Taona feno fandavan-tena tokoa, ka dia tena indraim-bava ihany ny ahy : "Mankasitraka ry zalahy a! ho ela velona anie Rallygasy, ary handroso hatrany" |
Ary ialahy mivoaha @ izay @ exil an'elà ao dia avia miara-mirevy @ bandy amin'izay
Mirary soa betsaka ho an'ny rallygasy dia raha misy hanampiana foana aza misalasala zalahy a ! |
|
 | |
Marcus M10


Nombre de messages: 192 Localisation: Tana Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 15:49 | |
| Milay ry zalah a!Tohizo hatrany! _________________ ts'ny namanao no hifaninanao, fa ny tsara vitanao omaly
|
|
 | |
iamkosmis M12


Nombre de messages: 373 Localisation: MAJUNGA Date d'inscription: 23/03/2009
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 15:57 | |
| |
|
 | |
Nari9 wrc


Nombre de messages: 842 Localisation: Tana Date d'inscription: 28/05/2008
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 16:39 | |
| Longue vie a Rallygasy e, Mino zay fa fanokafana ny fankalazana fotsiny tam RITM fa mandrapatapitry ny taona io an |
|
 | |
Sam_7

Nombre de messages: 33 Date d'inscription: 09/07/2010
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 17:26 | |
| Bravo à rallygasy e! Vous assurer vraiment, chapeau au staff qui se démène pour nous régaler à chaque article. 5 ans à fond, ça passe forcément vite! MERCI RALLYGASY! |
|
 | |
titinho M9


Nombre de messages: 104 Localisation: Tana Date d'inscription: 08/03/2010
 | Sujet: Re: Livre d'or 5 années de Rallygasy Lun 27 Sep - 18:57 | |
| [b]Félicitation à toute l'équipe,longue vie à Rallygasy |
|
 | |
| | Livre d'or 5 années de Rallygasy | |
|