Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Jovenna 2008 Jeu 3 Avr - 15:38
Tô vaovao be daholo lé ss zany klé?? ankadivory antanifotsy 34 km mety miady be am'zany!! fa ho anay mpijery zany raha anaraka rally dia lasa lavitra ihany am'ty an!
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: Jovenna 2008 Jeu 3 Avr - 16:29
Henjana tokoa aloha io rallye io e!! Ho anay mba te haka sary ho antsika izany an dia hita fa sarotra ny fandidina!!! Spegany efa naleha daholo ireo taloha (10ans passée hono izay, sa tsy izany Emsics ) Ny hijery aloha dia tsy maintsy e!!
Nombre de messages: 1829 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: Jovenna 2008 Jeu 3 Avr - 19:02
kosa le alavitra be 10 ans passé marina ve no nanaovana antanifotsy farany! tsy aiko ra io spéciale io fa tamzany zay nanao location minibus tam' fédération nitondra ny officiel le mametraka panneau eny am spéciale reny, tena mbola boay kely ny bandy tam'zany n o nenti'ra baina amin'ny farany le spéciale io ra tsy diso aho otrany misy ligne droite be izay, tsy adinoko mitsy ny nandalovan'ilay clio williams an ra Joda sy ny celica an i Rajaonary , tena gaga hoe hoay zany fandeany tam'zay mihitsy vao nijery rally tanaty spéciale zany a
Nombre de messages: 2744 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Jovenna 2008 Ven 4 Avr - 14:05
Tsara tokoa ilay parcours fa tena ho henjana ny gestion-na logistique na ho any concurent na ho any mpijery satria ho any mpifaninanana dia misy PC ary mbola misy reroupement indroa. Ny any mpijery indray dia mila reco satria raha ny SS vontovorona aloha tsy misy blem fa ny Asabotsy no sarotra. SS 4 no ho jerena ary mampalaheo raha 1 fotsiny no hita anefany madeha alavitra ary mitovy @ izany ny Alahady. Raha jerena dia misy SS de 32 et 34 Km koa raha vao misy fiara tavela ao dia tsy tafavoaka raha tsy ela be. Ny fankana sary tokoa dia ho sarotra koa raha mila fanomezan-tanana dia vonona ny tenanay na dia tsy dia tena performant aza ny appareil koa dia lazao eto ny tokony atao (io ve ilay partager la passion? )
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: Jovenna 2008 Ven 4 Avr - 14:18
Ie zay tokoa ilay "partager la passion" Ilay izy tsy dia hoe misy inona be loatra, fa izay mba mandeha ka maka sary dia afaka manome an'ny rehetra @ fandefasana azy ao @ site rallygasy Tsy ny sary ihany io fa na video koa ary!! Na izahay mizara @nareo ary dia tsy matianina velively Miezaka fotsiny satria passion le izy dia mba zaraina @ fomba rehetra mampety azy
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: Jovenna 2008 Ven 4 Avr - 16:01
En parlant de videos!!!!!...ny vidaka elah His mbola adino aty amiko daholo!!!!! ...mbola nangalako motivation mintsy t@marainafa toundé nahavita chrono nilay be za !!!