| | presentation des nouveaux membres | |
|
|
| Auteur | Message |
|---|
bibi M9


Nombre de messages: 71 Date d'inscription: 13/08/2010
 | Sujet: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 11:23 | |
| Faly miarahaba ny rehetra ny tenako
efa ela ihany moa no efa namaky sy nahita ty site mahafinaritra ty fa dia aleo angamba manao fiarahabana ,tonga tsy
miarahaba hono,toy namany tezitra e!
Ny tenako moa dia mpankafy rallye hatrizay,ary efa ela tokoa no nanaovana fa dia mbola aty tany lavitra dia mbola tsy
manao kely any fa efa miketrika mafy e!ny any mba atao aty moa zany zao dia mijery manche WRC,rallye terre
frantsay,dia manamboatra ny fiara halefa any@tanànà,dia manampy ihany koa reo zay milalao any amintsika ka mitady
zavatra zay ilaina aty!zay sy zay aza fa dia mandrapamaky sy mpiresaka eto daholo e!dia tohizo daholo ry zalahy fa MILAY
be le FITIAVANA MARINA ny tsirairay ty spaoro mekanika ! |
|
 | |
rirymaster wrc


Nombre de messages: 927 Localisation: Andafin-driaka Date d'inscription: 04/05/2009
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 11:28 | |
| Tongasoa eto @ mpiondana zany de mazotoa  + |
|
 | |
H RAS M10


Nombre de messages: 219 Date d'inscription: 12/09/2010
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 11:40 | |
|  arahabaina tonga soa ny avy lavitra e. Aza manao lavitry ny maso lavitry ny fo ary fa dé zarao eto daholo ny mahasoa sy mahafinaritra, na ny réel na ny virtuel |
|
 | |
Tito M12


Nombre de messages: 595 Age: 24 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/04/2009
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 11:48 | |
| |
|
 | |
Rajoù wrc


Nombre de messages: 628 Date d'inscription: 22/07/2008
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 12:22 | |
| Tongasoa eee!!! |
|
 | |
fond_de_6 M11


Nombre de messages: 253 Localisation: Tana Date d'inscription: 19/09/2007
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 13:20 | |
| Ingahy Bibi!!! Milay eee! Mbola tadidiko foana lé jump bé iny!!  |
|
 | |
bibi M9


Nombre de messages: 71 Date d'inscription: 13/08/2010
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 13:27 | |
| Misaotra ny rehetra e,mahafinaritra fihaonana e!Fond de 6,za koa angaha moa nanadino iny jump be iny e!henjana ka,zara aza fa mbola velona tenanay an!zay tsy hitaingenana raha tsy MATTER zao fa sao hidirany rivotra dray!! REVY FA TSY DITRA |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2744 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 14:52 | |
| Dia faly miarahaba an'Bibi tongasoa eto ..ary dia manantena fa hiara hitafa sy fanakalo hevitra matetika eto !!! _________________   |
|
 | |
Christophe B+ GrB


Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 15:00 | |
| Tongasoa leroa a!!!! mazotoa mitafa sy midinika dia manasa anao hipetrapetraka sy hi  !! mazotoa mizara passion e! _________________  |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 15:05 | |
| tongasoa éééé _________________ "piso : mampivika isan'andro"
|
|
 | |
Pyhdidea GrB


Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 15:15 | |
| Tonga so ee partager partager hatrany la passion ee |
|
 | |
Dzaomalaza wrc


Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 20:38 | |
| Tongasoa e! Tsaroanay marn zany jump zany na dia mbola kelikely aza tamin'izany ary dia efa mba nianaranay ihany koa izy ireny lol. Dommage noho ny taty aoriana tsy dia nahita anareo ela ela tam le 0022 iny nefa tamin'ireny vao mba tena ary saina lol |
|
 | |
J.Bee'ber wrc


Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 21:42 | |
| tongasoa é _________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online. |
|
 | |
bibi M9


Nombre de messages: 71 Date d'inscription: 13/08/2010
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 22:02 | |
| mankasitraka hatrany ny rehetra e  Dzaomalaza< marina zany fa aleo aloa zay zavatra tsara sy mahasoa ihany no hianarana e momba le 0022 dray dia mbola hoavy ny solony e,dia efa mahita tsara isika@zay, isika dray miezaka foana ny mba hanao animation ao anoloana ao foana e! REVY FA TSY DITRA |
|
 | |
Dzaomalaza wrc


Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
 | Sujet: Re: presentation des nouveaux membres Lun 20 Sep - 22:51 | |
| | bibi a écrit: |
Dzaomalaza< marina zany fa aleo aloa zay zavatra tsara sy mahasoa ihany no hianarana e
REVY FA TSY DITRA | Ka efa natao le izy vao hita hoe hay tsy azo hianarana mdrrrr.
io ambany io mitsy le signature tamzany an |
|
 | |
| | presentation des nouveaux membres | |
|