Nombre de messages: 927 Localisation: Andafin-driaka Date d'inscription: 04/05/2009
Sujet: TROPHEE ZAZAMADITRA Ven 17 Sep - 10:21
Fanontaniana kely manitikitika momba io rallye io satria misy an'ilay Update 6 izay nivoaka ka misy 205 Maxi AHOANA NY CHOIX DE LA VOITURE @IO SATRIA TOA 205 MOU ILAY FIARA RAHA TSY DISO AHO Dia bloqué ho 205 GTI ihany ve zany ilay fiara sa afaka maka 205 MAXI sa mbola mila mi-contacter ny rallyesim indray momba io choix io
Nombre de messages: 24 Date d'inscription: 26/09/2009
Sujet: Re: TROPHEE ZAZAMADITRA Lun 4 Oct - 18:22
ary tao tonga dia manao retour au bureau lay jeux raha vao mikitika setup @ ty 205 ty? nefa taloha afaka nanao reglages an, sao dia mba mis fika fa tsy poince lay freins an!!!!
Nombre de messages: 927 Localisation: Andafin-driaka Date d'inscription: 04/05/2009
Sujet: Re: TROPHEE ZAZAMADITRA Lun 4 Oct - 19:14
ismael-TVE a écrit:
ary tao tonga dia manao retour au bureau lay jeux raha vao mikitika setup @ ty 205 ty? nefa taloha afaka nanao reglages an, sao dia mba mis fika fa tsy poince lay freins an!!!!
Nombre de messages: 927 Localisation: Andafin-driaka Date d'inscription: 04/05/2009
Sujet: Re: TROPHEE ZAZAMADITRA Mar 5 Oct - 9:35
irina a écrit:
mba asio lien lesy eto fa tsy misy fotoana amakiana boky izany intsony zao an. Ny copilote tsy mbola nahita atramin'izao.
Momba ilay bug dia mila réinstalle-na RBR2010 nenà de avy eo asesy ny Update 3-4-5-6 pour la FORD FIESTA 2010 fa tsy Update 6 fotsiny.
- Ilay F2000_14 kosa dia alaina ilay fichier 7z izay misy lien ao anaty Rallyesim (http://forum.rallyesim.fr/viewtopic.php?p=152993#p152993) dia copier-coller ao anaty racine vo nety .