Nombre de messages: 45 Date d'inscription: 16/09/2010
Sujet: salut tsika rehetra Jeu 16 Sep - 20:40
Miarahaba anareo ny tenako , za zany anisany tena oe tena mankafy an'ty taranja sport mekanika ity surtout moa ny sport auto , dia faly tokoa aho mahita sy mamaky ny post isankarazany ato fa dia betsaka ny fifanakalozan'kevitra maromaro ary o ela velona anie ty forum ty , misaotra betsaka indrindra @ fandraisana ato @ ty site ty