Salut daholo zay zany zao vao mba miditra @ty forum ty fa zay vo nahakobo ny tena marina hoe misy an'izy ty !! de mba asio pub ho an'izay manana vaovao eh!! fa betsaka ny tsy mbola maharaka! ary manahona ry zalahy le sub wrx ny sitraka , mety manao ihany iny raha milahatra ny mitsubishi ny laza ve! sa mbola vaovao lery @ le izy de mbola somary mitandrina , enjana le subaru le ry mantsy !!! efa miha betsaka ry zalah le vam enjana manao rallye eto ! fa le 206 ny faly hoa maninona no tsy petahana @ zay eh! mba hifalian'ny spect eh!! sady efa betsaka ny adva ra Faly eh! efa mahasaky reo!!!