Nombre de messages: 1419 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: 301 membres... Ven 17 Sep - 10:29
900zinen a écrit:
Vive le piso qui est devenu en même temps notre travail, notre passe-temps, et le défoulement de certains...
hahaha!! marina zany e! otrany misy tsy normal zany ato ampiasana raha vao tsy miainga ny conex ka tsy tafiditra eto! hiiihhaaa! merci Dadah merci Mamah et Coucou chez le Zazah
Nombre de messages: 395 Date d'inscription: 26/07/2006
Sujet: Re: 301 membres... Ven 17 Sep - 10:33
za efa il y a 2 ans ngamba zay no nitady fety, tam 100 membres Merci lesy Dadah amin`ny fandavantena sy mahafoy vola a (tsara ho fantatry ny rehetra ihany fa misy vola alohan`i Dadah ihany am resaka nom de domaine mrallye.com)
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: 301 membres... Ven 17 Sep - 10:56
KGB MAX a écrit:
za efa il y a 2 ans ngamba zay no nitady fety, tam 100 membres Merci lesy Dadah amin`ny fandavantena sy mahafoy vola a (tsara ho fantatry ny rehetra ihany fa misy vola alohan`i Dadah ihany am resaka nom de domaine mrallye.com)
Nombre de messages: 33 Date d'inscription: 09/07/2010
Sujet: Re: 301 membres... Ven 17 Sep - 22:00
Merci e!!Tena milay ny forum, merci an' i Dadahmaster zany fa raha tsy izy tsy afaka mitafatafa toy zao isaka rehetra miaraka @ SSDRSK sy ny TRKBL isankarazany...fa misy google eath ihany ko eny an tsefatsefany eny!lol
Nombre de messages: 1819 Localisation: Antananarivo - Madagascar Date d'inscription: 19/04/2010
Sujet: Re: 301 membres... Lun 8 Nov - 21:50
329 zao ny isan'ny inscrits eto am forum...nefa ra jerena tena misy enregistré fotsiny fa tsy mi-poste nefa ita fa mi-log fôna isan'andro!!misy mi-post in-1 dia tsy ita tsony!...tsy tokony misy désactivena ve ry admin?am zay fiable tsara ny stat sady mba comptes actifs daholo ny ato?
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: 301 membres... Mar 9 Nov - 16:52
M.n.R a écrit: