Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: ARRIVEE DE 2 SUBARU WRX POUR CETTE SAISON Jeu 3 Avr - 16:06
boum a écrit:
maninona raha mba asiana tee-shirt rallygasy @zay mifakalala daholo isika any anaty spécial é!!!!!
Efa misy projet an'izay ato fa ny blem raha vao tsy maromaro no atao dia lasa lafo be ilay izy!! T@ herintaona manko efa nisy natao dia hita mihitsy fa mahafinaritra ny mijery azy ireny mandendeha any anaty ES!! Fa raha manao isika dia ho asiana mihitsy angamba hoe "RBRiste zay!!!"
Nombre de messages: 451 Date d'inscription: 30/03/2008
Sujet: Re: ARRIVEE DE 2 SUBARU WRX POUR CETTE SAISON Mer 16 Avr - 8:27
Mety tsara zay T-shirt RBR-iste zay fa raikitra ndray zany ny cotisaka amzany an. Fa aleo mintsy amboarina ny pro am spegany fa milay le miaraka maro e. Asio rencontre ndray fa iezaka ny ho afaka zahay e.
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: ARRIVEE DE 2 SUBARU WRX POUR CETTE SAISON Lun 21 Avr - 9:54
An'i Gus tokoa ilay subaru anankiroa!! (miady rima an!!) Hanao slaloom ny iray @ rallye jovenna fa ny iray ao anaty garage aloha miandry izay intéressé hividy!! Ho ezahina ho entina ihany ny infos suite-ny
Nombre de messages: 857 Localisation: Iarivo Date d'inscription: 25/03/2008
Sujet: Re: ARRIVEE DE 2 SUBARU WRX POUR CETTE SAISON Lun 21 Avr - 10:29
His a écrit:
Tsy koi, lisany mifandimby mitaingina dia za mitondra foana
Ie za dakor..fa zany hoe za eo @ bacquet gauche dia laisany mitondra eo @ bacquet droite!! tskoi fa omeko an'laisany ny G25 ahodikodin'laisany io @zay otrany hoe mitodnra ko laisany !!!!