Nombre de messages: 2744 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Nandao antsika Herivaika Sam 21 Aoû - 19:10
@ alahelo lehibe noho nahitana tao @gazety fa nandao antsika hi HERIVAIKA (tompon'circuit ACCT Ivato), Mandry ampiadanana dia mirary fiononana feno hon' klioba Acct sy ny fianakaviana iray manontolo
Mirary fiononana @ fianakaviany sy ny klioba. za tsy naheno feo mihitsy mikasika ny famangina sy ny fandehan'ny fandevenana (no tsy mba mividy gazety mihitsy)