Nombre de messages: 595 Age: 24 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/04/2009
Sujet: Re: rallye FMMSAM du 30/08 au 05/09/2010 Lun 6 Sep - 9:46
Félicitations aux vainqueurs, et aux saika vainqueurs, et aussi aux "sendran'ny sampona" Pour ma part, j'ai commencé le leg1 vers 21heures hier (sad efa somary ) dia abd tao prospect, dia mbol abd tao kuahaivaara. pfff naleoko natory.
Nombre de messages: 208 Date d'inscription: 17/02/2010
Sujet: Re: rallye FMMSAM du 30/08 au 05/09/2010 Lun 6 Sep - 13:12
Sali sali daholo,
Famintinana kely fa sambany nanao rallye hatramin'ny farany e Leg 1 vita latsinainy, ny tanjona dia ny ahatongavana atramin'ny farany tsy manao diso, fantatra ihany mantsy le evo9 A8 fa mora simba. DA in-dray fa nandona olona tao PTD.
Leg 2 tsaratsara ihany ny fahitako azy saingy faramparany tao Greenhills nisy tête à keu + marche arrière + DA 'ray ...
Leg 3 mbola nandona olona fa saingy pribram ndray + DA 'ray Kaihuavaara