Misy moteur sy caisse 106 xsi ana bandy akama mba te ho préparéna ka mila hevitra ny momba ny fomba hahitana:
1- Amort regler @ special gasy Bilstein na Konipiste na Viarouge, izany hoe combiné filté sy jambe de force sahaza ho'an le caisse.
2- Bacquet & harnais, compte tours, autocom, sns mikasika ny interieur
3- Innona no karazan'le tube fanaovana arceau de aiza no mety hahitana
4- Pneu terre, tokony ho firy eo ho eo ny dim /ref favorable ho an'le caisse de aiza no mety hahitana.
5- Auto bloquant QUAIFE na PTS compatible @ boite de type MA 24 canalures.
Toutes propositions sont envisageables,
Koa misoatra mialoha @ fanampiana.