Nombre de messages: 691 Date d'inscription: 28/11/2006
Sujet: Re: Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4# Jeu 19 Aoû - 12:54
Soafikov a écrit:
SSDRSK on .....
Efa lafo ny N12 fa transport ny solony noho olana satria raha halefa "by air" dia ny vidiny N12 lasa mitombo (satria ny frais dia lasa miaraka @ vidiny N12) .... raha tsy mety ny nouvel acquéreur dia mety mbola N12 ny equipage Joda-Rila sinon dia ny solony noho ho hentiny (mazava ho azy)
SSDRSK off ...
Dia in ndray ny solony azy eh??????? N14?????? Evo X?????????
Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4# Ven 20 Aoû - 10:21
pedal2droite a écrit:
emsics a écrit:
ary tena KGB ity soafikov ity a!
ka ra izany de lery zany no tena KGB ann ( ho taitra ndray ra KGB MAX oe manin n anarako no vô tonotonona ato)
ka ianareo nge mitady SSDRSK dia halefako fa raha tianareo dia ho Bianco na Samifin ndray manomboka izao dia SSDRSK mikasika ny $$$ ny tsirairay indray noho ho resahana .....
Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4# Ven 20 Aoû - 10:22
ny tsara ho confirmer-na zao dia ny hoe hanao ve i Roi lion , i N 58, amin'izay haingana be dia tonga ny datin'ny rallye hijerevana cômbat be Joda - max vs roi lion - N 58
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4# Ven 20 Aoû - 10:35
Soafikov a écrit:
pedal2droite a écrit:
emsics a écrit:
ary tena KGB ity soafikov ity a!
ka ra izany de lery zany no tena KGB ann ( ho taitra ndray ra KGB MAX oe manin n anarako no vô tonotonona ato)
ka ianareo nge mitady SSDRSK dia halefako fa raha tianareo dia ho Bianco na Samifin ndray manomboka izao dia SSDRSK mikasika ny $$$ ny tsirairay indray noho ho resahana .....
omaly efa nisy an zay resaka $$$ zay mints tao @ piso tao annn !!! anotanio nge ra Sam_7 ehh
Nombre de messages: 1514 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
Sujet: Re: Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4# Ven 20 Aoû - 12:52
Soafikov a écrit:
ka ianareo nge mitady SSDRSK dia halefako fa raha tianareo dia ho Bianco na Samifin ndray manomboka izao dia SSDRSK mikasika ny $$$ ny tsirairay indray noho ho resahana .....
Ary sao dia ialahy mihitsy aza no informateur an'ireo ory hava-manana ireo ? hihihi
Nombre de messages: 79 Date d'inscription: 21/10/2009
Sujet: Re: Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4# Sam 21 Aoû - 12:44
SSDRSK ihany. Sub N12 prépa Emontspool le daba vao2 any Joda&Rila e, by air ny transport. D misy Evo X kou any efa any Tamatave. ça promets une belle bagarre face aux africains