Nombre de messages: 2611 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4# Lun 6 Sep - 10:43
SSDRSK On ....Lasa nivadika tonkotany ao Ivandry ao ihany ilay N12 ..... dia mety ho avy @ zay zany ilay N...14,15....SSDRSK Off ....wait and see zany !!!
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4# Lun 6 Sep - 13:37
Soafikov a écrit:
SSDRSK On ....Lasa nivadika tonkotany ao Ivandry ao ihany ilay N12 ..... dia mety ho avy @ zay zany ilay N...14,15....SSDRSK Off ....wait and see zany !!!
Fa ny google earth n lisany r zalahy efa tena maita beuh mints ann sa le satellite an FBI mints io ampesain lisany io leuh
Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: Rallye International Total de Madagascar (RITM) #4# Lun 6 Sep - 15:28
fahafinaretan'ny spect daholo izany SSDRSK ato izany an! ary manao ahoana ny concurent hafa efa misy vaovao ve N58, roi lion, Cri, inona ny fiaran'i Joda raha izany, tena ho avy tokoa ve ny C2 R2 max ilay 306 eo ambohipo toa mbola tsy tafa aloha amin'ity