1-Ny atao voalohany dia ilay efa noteneniko hoe manao inscription any @ Rallyesim aloha,sinon tsy afaka ny hanao rallye en ligne raha tsy mahazo numéro sy pseudo.
2-Mila maka licence pilote Virtuel elà voalohany indrindra raha te hanao anlé Championnat VMRC
3-Dia avy eo manao inscription any @ BIGBANG rehefa misy sujet mipotra eto hoe misy rallye virtuel gasy na mijery ny calendrier des rallye ao @ rallyesim hoe rahoviana no misy rallye gasy sinon tsy mahazo point elà en tant que pilote gasy.
Izay aloha no haiko fa mety mbola misy hanampy an'io tutoriel io angamba sao misy adinoko na misy diso
