Nombre de messages: 2744 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: modify audio.ini Mar 27 Juil - 12:15
tena efa misy fichier audio.ini namboariko ato fa ty ny site hi hebergéna azy noho olana satria hi "filefront" toa tsy mandeha intsony !!! fa refa vao up dia halefako eto ny lien eeee !!!