1-Miditra ato:
http://x.rallyesim.com/accueil.asp
2-Mankeo @le sarina prise kely ambonin-le calendrier io no mi-céer profil
3-Manao choix numéro ze mbola disponible ao:1....9999
-Pseudo
-Mot de passe
... sy ze asainy fenoina ao fa tsy tadidiko daholo
4-Dia mifidy ze Vam hoentina isaky ny Pays(FrenchCup,WRC,MRC,... sns)
5-Raha te hahazo point @ Rallyesim dia miditra eo @ le onglet Profil-your Carrier Calendar-de ampidiro le blabla anlà(pseudo,num,mp) dia cocher-o ze rallye tianlà(2 max fa za tsy namaky reglèment dia tapitra sahady nenà fa hay le izy limité à 100 rallye pendant l'année

)
6-Rehefa hilalao @zay dia miditra ao @ RSCenter- Dia ampidiro etsy ambony à Gauche le Pseudo-Num-MP dia avy eo clik sur Championnat na Session Public ra te hanala azy aloha - dia clik sur Demarrer session na Championnat - Dia mety miteny izy hoe regler votre heure du serveur de araho foptsiny ze lazainy ao - Dia mipotra le rallye ( Raha championnat dia listé ao ny rallye pendant la semaine, ra session public de listé ao koa izay afaka atao fa raha toa ka mangataka mot de passe izy dia tsy poins zay à part ny an'i Errorist= mrallye ny mp @io)
7- Mikotrana mafy fa so dia

elà

Mazotoa ary o