Nombre de messages: 253 Localisation: Tana Date d'inscription: 19/09/2007
Sujet: Longue vie! Dim 27 Jan - 14:46
Misaotra ry zalahy @ zavatra vitanareo fa tena milay e! Ary ho ela velona anie ny équipanareo ary tsy ho very mihintsy anie ny "passion" anareo... ...milay lé DVD "ONBOARD" e!
Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
Sujet: Re: Longue vie! Lun 28 Jan - 9:00
Saotra e!! Ho ela velona daholo tokoa anie isika passionné rehetra Ny hirina dia ny hitombo ny mpankafy hizara ny fitiavany ity sport ity. Au faites, mba nahazo trophée koa ry zalahy tsika a!! Noho ny fiaraha-miasa t@ sary hono...