Sali sali Mister Cascade,
Voalohany indrindra aloha raha te-hilalao RBR en ligne dia tsy maintsy mampiasa ireo logiciel namboarin (-dry zalah), ohatra: RSRBR 20XX FRANCE, RBR-online ITALIE sns
Ny malaza eto dia ny RSRBR ;-)
Misy karazany telo raha tsorina ny filalaovana RSRBR:
- milalao irery SOLO
- milalao en ligne miaraka amin'ny be sy ny maro SESSION PUBLIC
- manao championnat officiel SESSION CHAMPIONNAT
Fanazavana fanampiny dia ao amin'ny rallyesim na forum rallyesim
RSRBR 2010 : Présentation et Installation
RSRBR 2010 : RSCenter 2010
Zay dia mazotoa milalao e :-D