Nombre de messages: 1819 Localisation: Antananarivo - Madagascar Date d'inscription: 19/04/2010
Sujet: Re: Slalom Mer 21 Juil - 21:32
henintsoa a écrit:
M.n.R a écrit:
ary ela otran hitako naka sary am'lé 70-200 be iny an (sa 300 mm mintsy?)
75-300 kely....fa alavitra lotra za dia ratsy lay sary!...mba antsohy a rehefa hita za fa za somary olona mitokatokana zay ihany.. (sady tsy nahita austin power hoa za tany! )
Nombre de messages: 1404 Date d'inscription: 21/03/2006
Sujet: Re: Slalom Mar 3 Aoû - 16:11
michigan a écrit:
il faut + qu'un carbu kosa e
ary ilay any ialahy mba aiza e?? efa heritaona mahery za no naharé hoe misy ny ketrika fa mbola tsi napoitra foana atram zao?? c'est aussi long que la gestation d'un éléphant hein!!!