ilay sub95 mintsy no tean ratsy ilay feon'ny

sarona be ilay feo D ts yheno mitns yrehefa mirupte lé daba.
sino pour utiliser l'equaliseur "F9" iny ela, D ao ndray via an'lé souris no apekarina ny son rehetra, freéquance aloha à gauche puis son pour l'envoronnement à droite.
ao am'lé son pour l'environnement no matetika kithiko aloha ohatran yson moteur apekarina be, ny bang, ny boite rehefa mamidra vitesse kouh. Ny son turbo ampiakaroko fa mankaleo anah lé mi siffle be iny (sa awana radiznstrom

), D izay tsy ilaoko ampidiniko.
io no fanaovana azy tsotsotremetn sinon midira dossie rracine D misy fichier .ini; ao azo modifiena "son.ini" ngamba izy zay, qui correspond au fichier equalizeur mais en version ecrit ndray. D ao ndray on peut faire les mm opérations en augmentatn manuellement les valeurs. les valeurs peuvent aller de 0,1 à 2 je crois.
ny fika ray farany ndray D assignena son moteur hafa ny daban'la. ohatra hoe tsy tian'lé ny son moteur an'lé sub95 fa ny son an'lé toyota ohatra D afaka hoe ataon'la mipetaka am'sub95 ndray ny son an'lé toyota. fa io ndray tsy tadidiko tsony ny fanaovana azy fa resak fichier renommen azay io
zé afaka manampy azafady oo!!