Nombre de messages: 118 Localisation: Ambohimanambola Date d'inscription: 08/07/2010
Sujet: akama vaovao Ven 16 Juil - 11:22
sli daholo ry zala, efa ela no te hiresaka ato fa zao vao tonga e! anisany olona tena adala @ resaka mecanic tsotra zao. mankafy koa ny virtuel sady tena manao fa mbola any antrano e! aleo ikotrana alo fa tsy mbola ampy traikefa. eto foana isanandro raha mba te hiresaka e! sur daholo