Nombre de messages: 1809 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: RALLYE TASAMM #3# Jeu 12 Aoû - 13:28
oh le wawawa d'ici calm fotsn fa efa vita iny d efa vita marn!!! ca ne sert à rien de faire le wawawa en plus tsy ireo concerné akory no tena mwawawa fa tsika eto am forum ndray v? mandreraka ratsan-tanana am clavier fotsn hihihi
Nombre de messages: 631 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
Sujet: Re: RALLYE TASAMM #3# Jeu 12 Aoû - 14:23
Salama daholo indray Zay vao mba SAIKA nisy sujet à moderer
Fa io ilaina foana na ilaina mihitsy ny famoahana ny tsikera, na ny soso-kevitra feno fifanajana entina hanatsarana ilay Rallye amin'ny totolony; Apetraho amin'izay foana ny tanjonareo rehetra izay hanoratra rehetra dia malalaka ny trano o
...
Efa misy sujet iray filazana soso-kevitra iray atsy zao ; nefa sode misy akafa hamorona sujet hafa koa fa manjary ho very manaraka io manche io ny hevitra tokony ho tsaroana mandritran'ny manche zay atao rehetra . ka azo amohana ampifanajana izay mahasosotra sy mahafaly ny MRC
Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: rallye tasamm Jeu 12 Aoû - 15:58
atao ahoana moa fa ny zavatra atao tsy ho tonga lafatra daholo fa fotsiny hoe raha mandeha tsy misy voiture zero aloha tena dangereux ihany, réglement any ivelany Art 6 sa 7 sa firy izy izay momba ny sécurité fa raha mahatratra voiture zero ny concurrent dia soit ajanona ny spécial (ny police sy ny commissaire anaty SS no manajanona satria mettre en danger la vie des pilotes, ary afaka mitory ny pilote amin'io cas io raha tsy nisy nanajanona ka constaté hoe tsy nisy voiture zero, na tonga dia lasa liaison ho azy ilay SS après constat, ny an-dry zareo moa ny logistique matanjaka be ka na aiza na aiza misy zavatra miseho dia en temps réel foana ny compte rendu:study:. raha ny réglement no jerena dia tsy afaka ny responsabilité ny organisateur , fa efa vita moa iny fa dia ny amin'ny manaraka no atao tsara hoy Jojox izay
Nombre de messages: 935 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: RALLYE TASAMM #3# Jeu 12 Aoû - 16:06
tsy mise en jeu mitsy ny responsabilité an'ny organisateur fa ny an ny officielle satria manomboka eo amin'ny VA-VT dia efa raisin'ny officiel an tanana tanteraka ny organisation rehetra
Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: RALLYE TASAMM #3# Jeu 12 Aoû - 17:33
MKR a écrit:
tsy mise en jeu mitsy ny responsabilité an'ny organisateur fa ny an ny officielle satria manomboka eo amin'ny VA-VT dia efa raisin'ny officiel an tanana tanteraka ny organisation rehetra
marina io fa ny resaka technique rallye ihany fotsiny no raisin'ny officielle (calcul temps , réclamation, sy VA/VT, chronométrage) fa ny resaka sécurité sy ny logistique rehetra dia an'ny organisateur foana. izay no mahatonga ny rallye any ivelany vao misy accident anaty SS dia ny organisateur sy ilay pilote fautif no voatana voalohany dia après enquete vao hita avy eo hoe misy part de responsabilité pilote ve sa tsy dia arakarak'izay no maha afaka ny pilote na tsy