asterix M9


Nombre de messages: 73 Date d'inscription: 25/10/2008
 | Sujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv Lun 19 Juil - 1:40 | |
| | MKR a écrit: | | efa nanandrana an izany zay taloha golf 4 10.4 16s fa tena tsy tafavoaka an, simba fotsn ny entana lol |
Efa nivoatra kosa ny malagasy an! Tamin ny andron tsy mpataloha zany e.
Afaka hatao amin ny golf 4 kha, raha hatao madio dia any amin ny 15 na 20 any no lany. Ny antsasak io lany amin ny vidin turbo!!! |
|
Smam wrc


Nombre de messages: 1092 Age: 37 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/07/2009
 | Sujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv Lun 19 Juil - 5:54 | |
| Tsara kosa zany fa henjana ny cout mikitika vam. |
|