Mrallye

Malagasy Rallye
 
AccueilAccueil  FAQFAQ  RechercherRechercher  S'enregistrerS'enregistrer  MembresMembres  GroupesGroupes  Connexion  

Partager | 
 

 Golf VR6 turbo 723 Cv

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Aller en bas 
Aller à la page : 1, 2  Suivant
AuteurMessage
Smam
wrc
wrc


Nombre de messages: 1045
Age: 37
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/07/2009

MessageSujet: Golf VR6 turbo 723 Cv   Dim 11 Juil - 20:57

Zany ny golf2 manao 723Cv, tsy misangy a
http://www.video-auto.com/golf-vr6-turbo-de-723-ch.html
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
asterix
M9
M9


Nombre de messages: 73
Date d'inscription: 25/10/2008

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Mar 13 Juil - 12:11

ny sarotra tsy ahavitantsika malagasy an ireny prepas ireny anie dia ny pieces foana,...

bielles, piston, gougeon culasses, injecteurs.

isika mantsy tsy maintsy miaina amin ny pieces hita eto am tanana foana,

ny tanaty mk3 zao dia izay pieces hita teto no nampiasaina,

turbo kkk k27 camion mercedes
injecteurs 505 turbo
echangeur safrane
tuyaux inox ''lavarangana''
reprog boitier '' vita malagasy''
pompe essence 6bar gti 16s mk2
embrayage stock
moteur stock
rv stock

fa raha misy olona sahy miinvest zany dia milay beeee
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Smam
wrc
wrc


Nombre de messages: 1045
Age: 37
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/07/2009

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Mar 13 Juil - 12:30

Tena zay de marna, ry zalahy any manana tombony be @le fahitana pièce. Isika miaina @ zava-misy fa efa tsara le ezaka ry Asterix fa tohizo a. cheers cheers
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ben



Nombre de messages: 26
Localisation: Asia
Date d'inscription: 09/07/2010

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Mar 13 Juil - 12:40

salisali a.

Hono oa Asterix, raha turbo ana camion ve tsy fohy kely ny plage d'utilisation any??tsy aiko fa raisonnement fotsiny ny ana hoe raha ohatra manomboka mi-souffle izy 1 700rpm dia mi s'essoufle izy a 4000rmp??satria izay no zakany sy ny conception ny (diesel)
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
rila2real
M9
M9


Nombre de messages: 82
Date d'inscription: 14/10/2009

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Mar 13 Juil - 18:12

asterix a écrit:
ny sarotra tsy ahavitantsika malagasy an ireny prepas ireny anie dia ny pieces foana,...
turbo kkk k27 camion mercedes
injecteurs 505 turbo
echangeur safrane
tuyaux inox ''lavarangana''
reprog boitier '' vita malagasy''


Zay rangahy maka ny ketrika vita MALAGASY fôna à. D aleo tsy atao we "Ong Back" leiry fa ny mety de we "Caporal Bob" ohatra Laughing Laughing
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
asterix
M9
M9


Nombre de messages: 73
Date d'inscription: 25/10/2008

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Mar 13 Juil - 20:12

ben a écrit:
salisali a.

Hono oa Asterix, raha turbo ana camion ve tsy fohy kely ny plage d'utilisation any??tsy aiko fa raisonnement fotsiny ny ana hoe raha ohatra manomboka mi-souffle izy 1 700rpm dia mi s'essoufle izy a 4000rmp??satria izay no zakany sy ny conception ny (diesel)


ny turbo tsy misy hoe camion, legere, diesel, essence sns sns,

ny mila jerena dia ny habehan ny compresseur ( ilay alu ) sy ny turbine ( ilay fonte ).

raha tsorina dia rehefa mihalehibe ny kmpr dia mihabetsaka ny debit, fa mihamavesatra ny fanodinana azy.

raha mihakely kosa ny turbine, dia malaky mihodina fa malaky sempotra dia tsy miaina ny motera.

ilay turbo kamion noteneniko dia a/r 130 (mba tsy handehanana lavitra dia ny a/r 50 no mety amin ny 2litres essence) ny turbine, dia io no nentiko tany am surral nampidinina 100 dia mbola hampidinina 80 alohan ny 1 aout.

ny turbine gtd sy tdi ireny zao no a/r 35 ny turbine, izay no mahatonga azy miakatra aloha fa sempotra avy eo.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
ben



Nombre de messages: 26
Localisation: Asia
Date d'inscription: 09/07/2010

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Mar 13 Juil - 21:24

asterix >> a ok, a/r camion 130?? ary tena diso be mihintsy izany ny ba ''fahaizako'' kely, raha azoko tsara zany dia misy lag be nyvrt amizao??

ary iza nieritreritra hoe tsy azo hovaina ny A/r ny turbo Shocked : hoe tonga dia ny corps (volute) sy ny centre roues 2 iny no mitondra azy. (ts mijanona mianatra). Raha turbo tamin'ny fiara essence zany no nalaina dia tsy nila nanova a/r intsony Smile misaotra.
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 935
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Mar 13 Juil - 22:17

rila2real a écrit:
asterix a écrit:
ny sarotra tsy ahavitantsika malagasy an ireny prepas ireny anie dia ny pieces foana,...
turbo kkk k27 camion mercedes
injecteurs 505 turbo
echangeur safrane
tuyaux inox ''lavarangana''
reprog boitier '' vita malagasy''


Zay rangahy maka ny ketrika vita MALAGASY fôna à. D aleo tsy atao we "Ong Back" leiry fa ny mety de we "Caporal Bob" ohatra Laughing Laughing

ataovy hoe colonel Bob fa zay no tian lery kokoa e, sady colonel efa jibaka fona zao an
lol! lol! lol!
FIN du HS
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
asterix
M9
M9


Nombre de messages: 73
Date d'inscription: 25/10/2008

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Jeu 15 Juil - 23:31

ben a écrit:
asterix >> a ok, a/r camion 130?? ary tena diso be mihintsy izany ny ba ''fahaizako'' kely, raha azoko tsara zany dia misy lag be nyvrt amizao??

>> lag be?? manomboka 3500/4000 no tena manosika ny turbo, dia tsy mijanona intsony, ny rupteur 7500trmn,
tam run zao aho pression max 0,9b dia vao tonga ny turbo dia miburn be, ny 2eme hampidiriko 4500trmn dia ny 2eme no misarika ny fiara.
premier essai run nataoko ( sabotsy tam 3h du mat no vita ny reprog puce, ary avy ny orana dia tsy afaka nanao essay depar ) vs m3, dia nentiko rupteur ny 1ere, lany burn!!!!!

ary iza nieritreritra hoe tsy azo hovaina ny A/r ny turbo Shocked : hoe tonga dia ny corps (volute) sy ny centre roues 2 iny no mitondra azy. (ts mijanona mianatra).


>>>tournena hakelezina ny roue turbine dia baguena ny volute, dia miova ny a/r, ny hatao manaraka dia ny volute mihintsy no ho soloina.


Raha turbo tamin'ny fiara essence zany no nalaina dia tsy nila nanova a/r intsony Smile misaotra.


>>> ny problem, tsy misy (sarotra ary ee) ny mahita turbo essence 2,8l!!! supra? bi turbo, sky? biturbo, porsche? bi turbo... dia miainga amin izay misy eee

colonel bob? sa hatao hoe Malagasy Powered!!!


Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
kirikou54
M10
M10


Nombre de messages: 141
Date d'inscription: 27/08/2008

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Ven 16 Juil - 9:39

zay aloh maka anle ketrika ady gasy e

io ihany no tena matsiro, za manana turbo K14 + échangeur+collecteur pour golf GTI ze mila o !!!!

Ataovy oe Idefix lesy a
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Smam
wrc
wrc


Nombre de messages: 1045
Age: 37
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/07/2009

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Ven 16 Juil - 9:51

kirikou54 a écrit:
zay aloh maka anle ketrika ady gasy e

io ihany no tena matsiro, za manana turbo K14 + échangeur+collecteur pour golf GTI ze mila o !!!!

Ataovy oe Idefix lesy a


Tsy de tena mahita rirany @le transformation moa lesy de manotany, zany hoe le golf GTI tsotra zany de azo petahina an'io de misy turbo?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Rajoù
wrc
wrc


Nombre de messages: 627
Date d'inscription: 22/07/2008

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Ven 16 Juil - 9:58

Marna mits zany fa raha ny piston forgé sy ny isan-karazany reny no afarana vaovao dia asa ngamb hoe lasa oatrinona ny vam!!! affraid
Soa fa mahay ketrika ny gasy an! cheers oatran'ny kaly ihany koa io, aleoko mits henakisoa sy voanjobory toy izay reny oe assiette de poisson sauce ts aiko au ts aiko reny! lol!
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
kirikou54
M10
M10


Nombre de messages: 141
Date d'inscription: 27/08/2008

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Ven 16 Juil - 10:03

arakaraky ny niveau de prépa ilaina ny modif atao,
ty zao ohatra no tsotra indrindra, ilay 2640 TK no otran'io teto fa efa niova motera.
http://www.passiongolfgti.com/article.php?id_article=206

za efa nanao fa tsy naharaka ilay gestion digifant 8s, fa rah dozeur iz to mety fa misy limite, fa izy kosa aloh d misy sensation e.

efa napetako tam 309 GTI io turbo io nisinisy ihany ny 16s napinaniko teo merts.....

rah prépa tsotsotra zany d mila manampy joint de culasse pour rabaisser le rv, d mila modifiena kely ny allumage, d jerena ny gestion

rah prépa maditra d tantara lava b, Astérix no favori am'fanazavàna fanampiny...
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Smam
wrc
wrc


Nombre de messages: 1045
Age: 37
Localisation: Antananarivo
Date d'inscription: 01/07/2009

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Sam 17 Juil - 8:17

milay le infos fa msaotra e. Le mtady sensation fotsiny d ampy. Possible misy kit ohatran'io ve atao @ golf4 essence?
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
Dzaomalaza
wrc
wrc


Nombre de messages: 935
Date d'inscription: 25/07/2008

MessageSujet: Re: Golf VR6 turbo 723 Cv   Dim 18 Juil - 21:56

efa nanandrana an izany zay taloha golf 4 10.4 16s fa tena tsy tafavoaka an, simba fotsn ny entana lol
Revenir en haut Aller en bas
Voir le profil de l'utilisateur
 

Golf VR6 turbo 723 Cv

Voir le sujet précédent Voir le sujet suivant Revenir en haut 
Page 1 sur 2Aller à la page : 1, 2  Suivant

 Sujets similaires

-
» Toyota supra twin turbo uk spec 330BHP
» Golf III match 1.6
» Golf 4 TDI 100cv
» golf 1 16s oettinger
» golf gti de Bruno

Permission de ce forum:Vous ne pouvez pas répondre aux sujets dans ce forum
Mrallye :: Accueil Mrallye :: Photos - Videos-