Nombre de messages: 33 Date d'inscription: 09/07/2010
Sujet: Sam_7 Ven 9 Juil - 18:37
Sali daholo!
Mpankafy rallye sy zay mombamomban' ny fiara rehetra, ka faly miditra ho anisan'ny mandray anjara ato. Ary vonona ny hitafatafa sy hifanakalo hevitra @ tsika rehetra. Mbola mpitazandavitra moa hatramin'izao fa manantena hirotsakan-tsehatra atsy ho atsy,(raha mety ny ketrika lol).
Zay fa misaotra @ ty forum ty e! Tena milay lé izy.
Nombre de messages: 33 Date d'inscription: 09/07/2010
Sujet: Prépa Lun 2 Aoû - 17:20
Merci t@ fandraisana e! Hitako fa betsaka ny "miketrika" trop, ka ty misy boky mety efa misy manana fa aleo mba zaraina fa mety mahasoa :-)) Amiko aloha dia ty mintsy no "bible" prépa motera...somary technique kely (bac L )fa mazava, sady tena oe ketrika miaraka @ fanazavana mdadinidinika fa tsy oe mividy dia mametaka pièces fotsiny!