Fa inona ny pneu entina @ LEG 3? to nisy verglas sa neige tampoka ny spécial. Avandra agambany ilay eritreritra dorigine t'@ ilay Road Book. Fa misy DNF maro ao fa hitako eto an.
Pour une fois, le gros poulet master m'a battu avec même une avance de + de 40s bon faute-ko ihany ilay izy fa efa savony bé lé lalana mbola attaque trop ihany indraindray dé sorties maromaro ihany au total ...
RB sadique eo ihany fa nena ny matos ra vo misy PTD de efa tsy laitran'ny vavoniny. Fa refa mahita reto favoazan'ny laisany reto a otrany ho tohizako ihany ny rally de ho dinganina le PTD... pour le fun mampiady temps ftsn sisa alou e.