Nombre de messages: 2744 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: 3ème Manche RBR live Mer 14 Juil - 11:37
Tena @ alahelo lehibe noho hilazana fa voatery hahemotra indray ny datin'Live RBR satria ny Asabotsy 31 jullet sy alahady 01 Août dia fanaovana reco an' Rallye Tasam
Koa noho izany dia hahemotra après vacances ny 3 ème Manche RBR koa dia mbola ho lazaina eto ihany @ manaraka
Nombre de messages: 1092 Age: 37 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/07/2009
Sujet: Re: 3ème Manche RBR live Mer 14 Juil - 12:11
Tsy maninona Ra-Prezy a, tsy alahelo zany fa ampandeferitsika ny virtuel raha réel no hisolo azy. Any antani-katsaka daholo ndray ary e Club Cocs, aza adino le animation fa mangatsiaka ny andro
Nombre de messages: 1157 Age: 34 Date d'inscription: 20/02/2008
Sujet: Re: 3ème Manche RBR live Mer 14 Juil - 17:10
Smam a écrit:
Club Cocs, aza adino le animation fa mangatsiaka ny andro
Tena za aloha ra amin'ny toeran'lah dia tsy maniry loza eo. La 1ere fois elles étaient majeures, mais lors du Trophées propul's ce fut des gamines, et là j'ai peur qu'ils n'aillent les prendre au berceau.En même temps, si le selectionneur s'appelle Tsitsi et anime des émissions de radio nommées "Amour cosmo", plus rien ne m'étonne.
_________________ www.rallyesim.com Le Site du Rallye Virtuel Online.
Nombre de messages: 1260 Date d'inscription: 17/06/2008
Sujet: Re: 3ème Manche RBR live Mer 14 Juil - 20:12
Bells : soafikov : tsy ratsy ty tsin miondana ny sarin'i ngah atran'ny andakozia ty an. Ary nisy fivorianaz tsy natreako tao @ tasamm tao fa za mbola tsy mahalala ny date des recos fa nareo no mahay aloha kle Nisy poulet nanidina indray tany zay...
Nombre de messages: 1092 Age: 37 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 01/07/2009
Sujet: Re: 3ème Manche RBR live Mer 14 Juil - 21:25
Beeloebb@ a écrit:
Smam a écrit:
Club Cocs, aza adino le animation fa mangatsiaka ny andro
Tena za aloha ra amin'ny toeran'lah dia tsy maniry loza eo. La 1ere fois elles étaient majeures, mais lors du Trophées propul's ce fut des gamines, et là j'ai peur qu'ils n'aillent les prendre au berceau.En même temps, si le selectionneur s'appelle Tsitsi et anime des émissions de radio nommées "Amour cosmo", plus rien ne m'étonne.
O lty Tsitsi e, atao mise à jour ny base de donnée fa lasa aloha loatra ny agen'le pom pom girl zany leuh, sao de eo
Nombre de messages: 124 Localisation: Ambohimanambola Date d'inscription: 08/07/2010
Sujet: Re: 3ème Manche RBR live Ven 30 Juil - 12:16
mahazo manao daholo moa zay te anao zany aminio a! zay zao tena mbola vaovao be ko. tsy mahalala ny zavatra tokony atao akory. inona no tokony atao de aiza sy aona fa mba te andray anjara na de ataolisany aza ny tenanay