Nombre de messages: 2744 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Raha mba manao une pige "rallye" Mer 23 Jan - 13:49
Betsaka ny mba te hanao rallye kanefa ny budget tsy maharaka saison koa raha ohatra ka manao une pige, izany hoe rallye iray dia eo @ ohatrinona eo raha ohatra ka tsy ao ny fanofana na fividianana fiara.
Raha tena tiako raha izaho dia ny any Boeny fa ny vacances vita ny fafinaretana hazo!
rallyman Invité
Sujet: un rallye à Mjg Mer 30 Jan - 21:54
efa nanao rallye ray tany M/ga : 20mfmg sur 10j eo ho eo no lany sans le coût de location ... fa vacance b vita