Merci am le valiny e. Ny forum toy izao dia tena sehatra tsara miitsy.
Ny copi tadiavina eto dia :
- na vavy

na là
- sérieuse (ou sérieux)

sady milalao tsara
- sportif, fonceur et volontaires
- mi-participer am rallye (mandray ravin-dena

)
- mi-participer am sôsy : inscription sy carburant (ou sponsor

)
Ny tena tsara de tonga de saison complet miitsy no eritreretina. Ny formation reetra (prises de notes, calcul des tps, questions pratiques, avant pendant et après rallye, ...) dia omena. Fifanampiana no tena ilaina

am rallye.
Izay mana-kevitra koa raisina foana (ny hevitra io

) ...