Zany ve?? Tsy koa zany fa na dia tsy tonga anié, spectacle eny foana. Tadidiko rally total 2007, simba ny direction an'lé 205. Maika nanitsaka nedala tao @ CEG carion, premier tournant efa saika lasa à fond foana éé
2-3 tournant après lery sortie de route. lol!
Ca c'est du maximum attack pour moi. On voit qu'il se fait plaisir et en plus il est sympathique
Zany ve??Simba ve ny direction?ka inona ary no nanimb' azy?
ilay saut t@ rail sa ilay vam mintsy no tsy milamina sa lery no tsy manpilamina ny vam?
samy teo daholo faha tsy simba ny direction : nanintsy lery avy nisoty sy nanao saucisse kely, ary nazava be faha mafy laotra ny fidirany tamin'i ilay gauche malama be
Tadididio tsara koa ilay rallye dzama sport, nipitoka mintsy ny train arriere any ilay 205! ny travy be kanefa tery kely ny lalana satria nafana foa faha nisy cameraman!
Ka so dia tsy maximum attack intsony zany faha efa maximum suicide!?hahaha
Aleo hanomboka mihintsy ny saison dia ho hitantsika eo e!!! zay koa anie ilay mahavoa antsika gasy ee : ny tsikera sy ny kihana fohana no tonga aloha !!..aleo izy hanao ny preuve-ny refa manomboka ny saison d zay isika vao mitsara.
Kanefa raha mandinika temps dia misy 2roues manisy azy. izay alony ny preuve atramin'izao ka aleo izahay i resaka