Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: jery todika saison 2007 + soso-kevitra Lun 14 Jan - 15:19
eo am-piandrasana ny fanombohan'ny asison 2008 dia tsara ny manao jery todika kely ny saison teo aloha sy ny soskevitra mba ampitain'izay afaka mampita izany any amin'ny tokony hampitana azy
amin'ny ankapobeny dia nahafinaritra iny saison iny indrindra amin'ny nahabetsaka ireo favoris. nihabetsaka ny mpifaninana
Niady be koa course par classe. mahafinaritra!
Ny tena lesoka angamba dia teo amin'ny grille sy ny parcours. Hafahafa be ihany ny mahita an'ilay spéciale hoe anapahana 300 mètres (sady izay efa ao anaty rallye vao fantatra) na ilay spéciale nofoanana toy ny tamin'ny tour de Tana. Manjary ohatra ny tsy serieux izany le izy.
Fa mino aho fa ho tsara lavitra noho ny 2007 ny 2008.
Mazotoa daholo ary e!!! ( na ny mpijery na izao manomana compétition)
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
Sujet: Re: jery todika saison 2007 + soso-kevitra Mar 15 Jan - 14:11
Tokony ho tsara kosa ny @ ty saison ty ka , na dia ny fahatongavan`ilay kalaza vahiny sy ny fiverenan`ny liona fotsiny ihany aza. Ankoatran`zany dia hahaliana ahy manokana koa ny hijery ny fivoaran`i Dany sy Fidy (Clio), fa raha ny fijery azy faramparany teo zay de tena impressionnant
Nombre de messages: 1517 Date d'inscription: 23/08/2006
Sujet: Re: jery todika saison 2007 + soso-kevitra Mar 22 Jan - 13:40
raha ny teto amin'ny tanana ny celica aloha dia iny an'i Mickael dia ilay an'i irina taloha (izay an'i Mamalikely taloha ihany koa) dia ilay an'i Mija dia 1205
_________________ ''La seule course qui ne finit jamais : se dépasser'' (Porsche)
Nombre de messages: 2744 Date d'inscription: 22/01/2008
Sujet: Re: jery todika saison 2007 + soso-kevitra Mer 23 Jan - 11:43
Ny Celica teto @ tanana laho dia mbola nisy any 4848 ary koa ilay tany Mhjanga (mavomavo).
Fa raha momba any Nashemy aloha dia hi maximum attack no tokony iantsona azy kanefa rehefa matanjaka ny fiara dia afaka hi-gerer course @ izay fa tsy hanao "à fond partout" intsony
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: jery todika saison 2007 + soso-kevitra Jeu 24 Jan - 13:57
ny ho champion aloha mety ho sarotra ihany fa champion amin'ny spectacle aloha mety ho izy ééé!!!! Miady ihany anefa ny tompondankana an'ny rally raha resaka spectacle amin'ty toana ity! Ao ny liona, ny vazaha champion du monde, ry joda l'as sns.... tena hahafinaritra tokoa ity saison ity. Dommage aloha tsy hiady ao intsony i hery be. (style iray hafa koa iny )
mpijery Invité
Sujet: 2008 Jeu 24 Jan - 14:15
Ilay manantena laotra dia tsy mety satria eto @tanana dia no mahadiso no bobaka!!
mpijery Invité
Sujet: Re: jery todika saison 2007 + soso-kevitra Jeu 24 Jan - 15:01
Matikambo be le nashemy tao amin'ny Gazette grande Ile. raha vao be lazao ohatra izay dia efa tsy hanano raha koa zay. Lasa Belazao bis
Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: jery todika saison 2007 + soso-kevitra Jeu 24 Jan - 15:16
mpijery a écrit:
Matikambo be le nashemy tao amin'ny Gazette grande Ile. raha vao be lazao ohatra izay dia efa tsy hanano raha koa zay. Lasa Belazao bis
Zany ve?? Tsy koa zany fa na dia tsy tonga anié, spectacle eny foana. Tadidiko rally total 2007, simba ny direction an'lé 205. Maika nanitsaka nedala tao @ CEG carion, premier tournant efa saika lasa à fond foana éé 2-3 tournant après lery sortie de route. Ca c'est du maximum attack pour moi. On voit qu'il se fait plaisir et en plus il est sympathique
Invité Invité
Sujet: Re: jery todika saison 2007 + soso-kevitra Jeu 24 Jan - 15:46
mpijery a écrit:
Matikambo be le nashemy tao amin'ny Gazette grande Ile. raha vao be lazao ohatra izay dia efa tsy hanano raha koa zay. Lasa Belazao bis
Aleo hanomboka mihintsy ny saison dia ho hitantsika eo e!!! zay koa anie ilay mahavoa antsika gasy ee : ny tsikera sy ny kihana fohana no tonga aloha !!..aleo izy hanao ny preuve-ny refa manomboka ny saison d zay isika vao mitsara.