Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
Sujet: Re: Ecole de pilotage Mar 8 Juin - 15:07
1000Lahy a écrit:
Aleo stricte otr zao ihany d admission temporaire no facilitena ny procédure fa b dia b le pilote Ikotofetsy daba tsotra no ampidiriny d lazainy hoe mpanao rallye. Nga refa hoe subaru d mpanao rallye daolo
zay aloha D marina éé! otran bobaka no fahatsora ao amin'io taranja io
Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: Ecole de pilotage Mar 8 Juin - 15:28
1000Lahy a écrit:
Hirvo a écrit:
tokony ilay loi sa decret momba ny détaxation ny matériel sportif zao no tokony avoakan-dry zalahy haingana kouh fa raha io no mivoaka tena sur aho fa au moins 50 foana ny participants amin'ny rallye
Aleo stricte otr zao ihany d admission temporaire no facilitena ny procédure fa b dia b le pilote Ikotofetsy daba tsotra no ampidiriny d lazainy hoe mpanao rallye. Nga refa hoe subaru d mpanao rallye daolo
Ka ra izay ndray de collaboration miaraka @ federation indray no atao oe elefa any @ fede ny liste zvtr importé-n'la na daba na pièces de publié lé izy de mihena ny ikotofetsy satria marina zany kôzin la zany fa misy fôn ny "mal intentionné" ra vô misy zvtr atao fa ts mba de bon coeur mints. Nefa @ zay ndray de pas de surpirse ndray ann satria fantatra mialoha oe WRC ny daba afaran la ann
Nombre de messages: 940 Date d'inscription: 25/07/2008
Sujet: Re: Ecole de pilotage Mar 8 Juin - 18:00
anisan'ny dossier à fournir amin'ny demande d'admission temporaire nge ny calendrier officiel de la saison émanant de la fédé fa dommage tsy misy ny inspection sur terrain pour voir si c vraiment la voiture déclaré fa ny carte grise fotsiny no alefa any
Nombre de messages: 1819 Localisation: Antananarivo - Madagascar Date d'inscription: 19/04/2010
Sujet: Re: Ecole de pilotage Jeu 10 Juin - 20:07
ca a l'air bien dites donc...fa lay izy asphalte... tena ty asphalte be aho talou fa lasa otrany me mahazo tsirony am lay tany.... quelqu'un pourrait balancer ce qui est dit sur FB pour les anti FB??