Nombre de messages: 506 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 30/06/2008
Sujet: Re: Trophée propul's control 2010 - 5 Juin 2010 Lun 7 Juin - 19:31
nirina58 a écrit:
Mbola hafa ihany ilay sary argentique reny leisy e, mijery an'ilay sary taloha ana Rallye reny
Mbola hafa mitsy reny, sady lay sary hoe avela anaty album mandritra ny 20 taona dia avy eo avoaka fa na photoshop aza mbola tsy mahatafavoaka exactement lay effet azon'lay izy
Nombre de messages: 1819 Localisation: Antananarivo - Madagascar Date d'inscription: 19/04/2010
Sujet: Re: Trophée propul's control 2010 - 5 Juin 2010 Lun 7 Juin - 22:49
focus a écrit:
nirina58 a écrit:
Mbola hafa ihany ilay sary argentique reny leisy e, mijery an'ilay sary taloha ana Rallye reny
Mbola hafa mitsy reny, sady lay sary hoe avela anaty album mandritra ny 20 taona dia avy eo avoaka fa na photoshop aza mbola tsy mahatafavoaka exactement lay effet azon'lay izy
ndao mba hiverina hilalao argentique e
Rajoù> K2000 boubou mihitsy ny pôziny
M.n.R> raha mbola misy hafa zay mankafy foana an
Tsy misy intsony fa reo ihany no miverimberina!
Mais en parlant d'argentique, comme par hasard j'ai ressorti le bon vieux Nikon EM taleur en rentrant!J'essaie un peu les reflex en ce moment vu que ma petite femme s'en ait acheté un mais à la base moi c'était les argentiques: 1 Minolta et 1 Nikon et Canon en bridge à mon père que j'utilisais!
Les photos du petit bijou (avec la bonne vieille housse svp!)