|
|
| Auteur | Message |
|---|
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | |
 | |
dadah Admin


Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Mer 19 Déc - 9:38 | |
| |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Mer 19 Déc - 9:59 | |
| ra ny mety aza de ny dernier rally no atao coef 2 amin'zay ny championnat miandry jusqu'a la fin  dé mba mandray anjara daholo amin'ny farany. |
|
 | |
olala Invité
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Mer 19 Déc - 18:01 | |
| enga anie mbo aita wrc marina zany tokoa isika, d iverina le mpanjakan'ny biby, d iverina koa le naka retraite tam herintaona iny  |
|
 | |
dadah Admin


Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Jeu 20 Déc - 8:42 | |
| Za tena tsy dakor e Aleo hitovy daholo ny rallye e; amin'izay Club daholo no mikarakara, manjary misy fofompofona tsy fitoviana Sady Ny rallye boina koa anie no tena henjana indrindra e; preparation, budget, condition; de somary lasa mamofompofona fiangarana, indrindra hoan'izay kely sosy sady lasa calculable indray ny championnat fa tsy hoe mandeha daholo ny rallye de mikoty daholo ny point de hita eo zay mandresy Hevitro ihany anefa iny  |
|
 | |
M Moto Invité
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Ven 21 Déc - 9:00 | |
| Izahay koa tsy d'accord @ ilay hoe coeff 2 ny boina. aleo tsy asiana coeff ohatran'ny mahazatra ny rallye dia izay e!!! |
|
 | |
His GrB


Nombre de messages: 1693 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 23/03/2006
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Ven 21 Déc - 10:57 | |
| Sarotra ihany ilay izy: Ny andaniny: Nohon'izay fahalavirana sy maha-lehibe ny budget izay mihitsy, hono, no nagatahany club organisateur ny mba hampitomboina ny coeff. Satria manjary tsy misy avantage ho an'ireo izay sahy mi-investe makany Majunga.
Ny ankilany: Lasa kely ny chance ho an'ireo kely budget!! sy izay efa voalazan'i dadah rehetra teo. _________________   |
|
 | |
bibill M11


Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Lun 4 Fév - 17:20 | |
| Raha ny filazan`i Pdt fédé hita tao @ site rallygasy dia tsy ho avy ndray zany i Auriol  . De aona zany le 1 saika hiaraka aminy, tsy hanao ihany koa  |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Mar 5 Fév - 8:58 | |
| |
|
 | |
dadah Admin


Nombre de messages: 642 Age: 64 Localisation: Antananarivo Date d'inscription: 24/11/2005
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Mer 6 Fév - 8:23 | |
| _________________  Mirallye de Mialavoly: [url]www.mrallye.tk[/url] |
|
 | |
Invité Invité
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Mer 6 Fév - 10:59 | |
| d karazany ny tsy ahita ny Liona koa zany ee!!.. lery manko tao efa miandry challenge afa mihintsy ko !!!!...ms bon.... rehefa niverina moa i Emonts miaraka @ pilote afa d efa tsr zany ho antsika mpijery ee!!! |
|
 | |
henintsoa GrB


Nombre de messages: 2155 Date d'inscription: 17/12/2007
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Mer 6 Fév - 15:16 | |
| |
|
 | |
bibill M11


Nombre de messages: 295 Localisation: Vohitsara Date d'inscription: 22/03/2006
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Mer 6 Fév - 17:22 | |
| Ka raha ny voalaza koa de tsy hanao i Emonts, fa en tant que Team Manager  no hankanesany aty, saingy hisy vahiny hafa entiny de zay no handray anjara. |
|
 | |
lioana Invité
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Mer 6 Fév - 21:08 | |
| d karazany ny tsy ahita ny Liona koa zany ee!!.. lery manko tao efa miandry challenge afa mihintsy ko !!!!
challenge afa aona e? bobaka ny gasy tsy resiny kanefa miandry vahiny v vo raikitra? |
|
 | |
Soafikov GrB


Nombre de messages: 2743 Date d'inscription: 22/01/2008
 | Sujet: Re: Calendrier MRC Mar 19 Fév - 17:25 | |
| |
|
 | |
|