Raha hoe hanao arceau mitsy aloha dia aleo miainga amina modèle GrN amin'ny boky mihitsy. Ny vy dia ao amin'ny RMB ao Ankerana "irery ihany" no misy mivarotra an'ilay vy mety.
Ny prix an'ny suspension aloha no tena lafo ary mety hihaotra lavitra ny vidin'ny fiara aza. A titre d'exemple: devis an'i Francis Viarouge hanolona an'ny susp an i Astra tamin'izany hoana amorto hoe fiabla garanti saison 1 sady testé sur banc (tarage Madagascar) eo amin'ny 5 000Euro eo izy 4.
Za koa aloha mi conseillé an le hoe aleo mijery daba efa vonona sady betsaka rzalah no mivarotra amin'izao: 205 ex viva (Lalah), 205 Zefa, 205 Soloberg, Golf Ndrianja et Rila,...
Le Clio 30Mio aloh dia efa nahita tokoa za e lol!!! Le nientin'i Tovonen farany teo tamin'izy mbola UB tafaraka maka mpianatra miarak amko foana nefa ny caisse GrA ex Joda
