Nombre de messages: 1208 Localisation: Dago Date d'inscription: 11/09/2009
Sujet: Re: Rallye Asacm #2# Jeu 27 Mai - 10:49
Bigbang a écrit:
40 inscrits no tanjona..miotra tsy ferana
probable no atratraran an'io satria d'après RSDRSK d betsak ian n nilaz fa hanao @ prochain rallye sutout nahita an le n'i ZZM sy Yoda teo iny an sady hanambotra ny daba mlay fa efa ts resaka tsotsotra intsony n rallye gasy ann ; vive n ralls gasy eeeee!!
Nombre de messages: 912 Localisation: Andafin-driaka Date d'inscription: 04/05/2009
Sujet: Re: Rallye Asacm #2# Jeu 27 Mai - 18:09
3 jours de rallye du 18-19-20 Juin prochain De misy Prologue ny fanombohana azy ho fanokafa-tanana De misy SS de nuit ny Zoma Izay aloha no RSDSK efa tsy TRKBL fa tena izy hatreto fa ny lalana no mbola tsy haiko fa sao manko misy mana o reco alohan fotoana hono de tsy azo tenenina aloha hatreto
Nombre de messages: 1809 Age: 30 Localisation: Tana Date d'inscription: 26/02/2007
Sujet: Re: Rallye Asacm #2# Jeu 27 Mai - 20:27
nisy gazety androany tena tsy tadidiko lé gazety oe 25-26-27 Juin le rallye diso v izy sa novaina anzay ndray? zaho nefa efa naazo confirmation t@ asacm oe 18 au 20 Juin lay izy ka enga anie mba diso lay gazety sinon... manimba zavatra ray zay
Nombre de messages: 1514 Age: 34 Localisation: Sweden Date d'inscription: 03/07/2008
Sujet: Re: Rallye Asacm #2# Ven 28 Mai - 9:30
Bigbang a écrit:
nisy gazety androany tena tsy tadidiko lé gazety oe 25-26-27 Juin le rallye diso v izy sa novaina anzay ndray? zaho nefa efa naazo confirmation t@ asacm oe 18 au 20 Juin lay izy ka enga anie mba diso lay gazety sinon... manimba zavatra ray zay
Fantatr'ialahy ihany ny mpanao gazety fa aiza kou no hisy hanao rallye 26 zany raha tsy hoe slalom ao Mahamasina @ tank angaha
Ny mety @ ireo mpanao gazety ireo fatorana dia dorana velona en place public mihitsy raha vao miteniteny foana @ rallye
Nombre de messages: 627 Date d'inscription: 22/07/2008
Sujet: Re: Rallye Asacm #2# Ven 28 Mai - 9:59
mety diso ngamb zany gazety zany an! raha ny SSDRSK henoko dia ny 18 eo Analakely ny presentation equipage ary ny sabotsy no misy SS de nuit. dia omena dzama daolo hono ny equipage amzay ao tsara ny spectacle any anaty spegany! Thomas> calme sé an!!! hihihihihi
Nombre de messages: 525 Date d'inscription: 13/05/2008
Sujet: Re: Rallye Asacm #2# Ven 28 Mai - 10:39
[quote="Rajoù"]raha ny SSDRSK henoko dia ny 18 eo Analakely ny presentation equipage ary ny sabotsy no misy SS de nuit. izaho aloha mahita fa tokony atao foana io présentation équipage io isaky ny début rallye satria ny spons na an'ny equipage na ny an'ny organisateur dia milaza daholo fa tsy ampy ny communication surtout avant rallye mba hisian'ny promotion tsara satria mba mila retombée tsara kouah ry zareo .