mon récit du rallye :
nilay be ny première experience, efa mba vonona "en théorie" daholo grâce à CB+ (

) nanome ny torohevitra sy ny fika sy ny zavatra mety hitranga sy hitranga ao anatin'ilay revy tokny ho gerer-na!!!
fa afa ihany lé "reel" na D nafotaka aza ny fampiaranarana, le premie jour mihikika any anaty daba fa saika lasa ny feo au retour d'androrohoro fa mbola tsy kopy tsara hoe maneno tsara anié ty intercom ty éé mdrrrrrrrrrrrrrr

départ superspécial no otran hafahafa be ny sensations de la première specialeen passant l'arrivée otran lasa daholo ny stress .
deuxième spé nahita rythme am'zay, nisy passage milay be nataonay dans quelques portions, ça se sent qd même dans la voiture notemment un long saut tsy nampoizina ho lava be après pont zay

milay an.... je m'etonne que j'arrive à voir du monde au bord des ss, l'équipe solide de la fmmsam entre autres et surtout l'immanquable banderole du

et ses

hahahaha,
le retour se fait calmement mais on perd quand mm beaucoup de temps aveuglé par le soleil.
handray liaison spécial de nuit ndray D mandeha tsara ny daba pas de souci
entre ambohimalza et anjeva am'zay nanomboka misy coupure kely nedala, noheverinay fa ilay coche batterie no mitsotsoka satria tsy omby ilay izy D nikapaina forcena hiditra ftsn. on arrive 10mn à peu près avan tl'heur ede déprat de la spécial D maka sisiny aloha D mamboatra an'zay, nazsisika ilay coche batterie D tafiditra, a un eminute de l'heure de pointage, miditra am'zay on se prépare D velomina ny daba tsy velona intsony
natao izay nety fa tsy hita mintsy ny blem, zay mikonona eo no mnonatny ny pilote hoe "efa ao ngah ny balai?" gaga be fa ilay bandy mitsilo am'lampe de poche anay eo akaiky no mamaly hoe "efa ato zay fa ataovy milamina an" efa bain'i GGb manao balai kay no tao

jerena ny lera efa hors course dépassé largement ny délai de mise hors course. naverina ny carnet D niantso bandy C finiiiiiiiiiiiiiii.
tonga avy any ny renfort

niarak niandry teo jusk tar la nuit niandry mécano. entre temps nandeha ny théorie de tsi2 sur les transistors et les radio FM

bien sur fantatra fa zavatra tsiss dikany no nahavo anay, tonga ny mecano D relais no maty tao

en 5mn il a décelé la panne D velona ilay daba.
rdv le ledemain la voiture devrait rentrer en parc fermé 2h avant le départ dela première voiture soit à 5h du mat. Donc 3h de sommeil plus tard je me retrouve avec les autres repéchés au PC (md, fred, nashemey, patty et maximum), samy kivy kely daholo fa bon hanala azy daholo sisa.
hanala azy am'zay hanao repechage. on décide de se chausser en pneu petite taille /14 au lieu de /15 pour voir si on peut grapiller des secondes. tsy nety ny tetika fa ny régalges carrossage ny daba natao sur la base des pneus /15 donc faussé daholo, la voiture avait du mal à se tenir droit durant la première boucle et on a eu qlq petites frayeur mais le pilote maitrise son art

, efa manala tongotra be fa aleo mamonjy parc aloouh manolo pneu /15 ndray.
antaramana anjeva, milay ilay spéciale io an les automatismes commencent à venir pour s'installer dasn le bacquet, préparer le départ, sns sns, efa tsy mihikika tsony fa efa hay fa mandeha tsara ny intercom kay hihihi
après parc teo ambohimalaza, lasa mipetrka tsara ndray ny daba. hisy levona anio hariva hozz zay
départ antaramana après an'ilay tany malalaka iny misy canal, avy nadalo teo tonga D nitrosona nanitsy ftsn ny vam tafjanona au niveau de la corde ou mathieu avait cassé le jour d'avant

>> tapaka pivot C la fin miakatra ny soratra. on s'est bien amusé quand même.
Comme d'hab ny bandin'

no tonga volohany teny nanotrona aloha sy nanala azy teny merci lisany.
am'manaraka kouà